|
|
|
|

Entrée (1/2)1  kosa
Partie du discours  2  conjonction [Liste complète]
Explications en malgache  3 Teny kely entina: 1) Manavaka: Ny androngo mandeha tongotra efatra, ny bibilava kosa mikisaka. 2) Milaza hoe: "etsy an-daniny": Ny ato mpianatra sary, ny atsy kosa mpianatra mozika. 3) Mampifanohitra zavatra na asa roa: Ny fahavalo mitady hanimba anao, fa ny sakaiza kosa mitady hanasoa (tsy fiteny ny hoe: fa kosa ny sakaiza...). [1.1]
Explications en anglais  4 on the other hand; in turn. [1.7]
Explications en français  5 et d'autre part, au contraire. [1.8]
Exemples  6  Inona kosa no renay? [2.270#]
7  Izaho kosa manakobana. [2.117#]
8  Diso kosa izany, Rasaha. [1.335#]

Entrée (2/2)9  Kosa
Partie du discours  10  nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en anglais  11 Cush. [2.996]
Explications en français  12 Kush. [2.996]
Exemples  13  Hira firehetan' i Davida nohirainy tamin' ny Tompo, noho ny tenin'i kosa Benjaminita [2.996]
Vocabulaire  14  Ecritures Saintes
Autres orthographes  15 kosy
Citations bibliques  16 Chapitres et versets citant Kosa

Anagrammes  17 kaso, 18 kosa, Kosa, 19 sako, 20 soka

Mis à jour le 2025/11/09