|
|
|
|

Entrée1 korontana
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Zavajavatra tsy milamina ao an-tokantrano: Aiza no ahitana ny fanosehanao ato amin' itỳ korontana ato an-trano?
Tabataba sy adiady mifanjevo: Misy korontana lava ao amin' io tany io. [1.1]
Explications en anglais  4 disorder [1.7]
Explications en français  5 désordre, confusion [1.8]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  27fiaro korontana

Anagrammes  28 korontana, 29 kotroñana

Mis à jour le 2025/10/08