Entrée | koriano > korianana (koriana) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Ibolisarana, iporotsahana, itsoriahana: Nokorianan' ny fandraka ny tanako ka nijananaka ra Ianjerana, kodiavana: Nokorianan' ny vato ny tongotry ny zandriko ka naratra [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To have something flow or glide over it [1.7] | ||||||||
Explications en français | Sur quoi on fait glisser [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Anagrammes | anankiroa, anikorana, ikoranana, korianana |