| Entrée | 1 korianana |
| Radical | 2 koriana |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Ibolisarana, iporotsahana, itsoriahana: Nokorianan' ny fandraka ny tanako ka nijananaka ra.
5 Ianjerana, kodiavana: Nokorianan' ny vato ny tongotry ny zandriko ka naratra. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to have something flow or glide over it.
[1.7] |
| Explications en français |
7 sur quoi on fait glisser.
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 12 anankiroa, 13 anikorana, 14 ikoranana, 15 korianana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|