|
|
|
|

Entrée (1/2)1  koja
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Explications en malgache  6  [1.1] Fitandremana manokana atao amin' ny zavatra, mitovy amin' ny hoe karakara, saingy ampiasaina kokoa kosa raha zavatra madinika no tenenina na fikarakarana amin' ny lafiny madinidinika: Ianao no hiandraikitra ny kojan-tokantrano
Andinindininy: Tsy ho haiko ny hilaza izao kojany rehetra izao.
Explications en français  7  [1.3#348] Soins minutieux, attentions fines, délicates
Synonymes  8  kojakoja

Entrée (2/2)9  koja
Partie du discours  10  conjonction [Liste complète]
Explications en malgache  11  [1.78] [Tanala] kosa : Anareo koza ka ba mañisy an'io ango valaña io (Ianareo kosa aza mba manao io teotra ratsinareo io)

Anagrammes  12  jako, koja

Mis à jour le 2025/07/29