Entrée kojakoja (koja)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fitandremana manokana atao amin' ny zavatra, mitovy amin' ny hoe karakara, saingy ampiasaina kokoa kosa raha zavatra madinika no tenenina na fikarakarana amin' ny lafiny madinidinika: Ianao no hiandraikitra ny kojakojan-tokantrano
¶ Andinindininy: Tsy ho haiko ny hilaza izao kojakojany rehetra izao.
Définition anglaise   details requiring close attention; attention to details [Hallanger 1973]
Définition française   détails qui exigent l'attention; attention aux détails [Hallanger 1974]
Dérivations  
Synonymes   koja

Mis à jour le 2010/12/03