Entrée | 1 kivy |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Tsy manana herimpo na herin-tsaina hanao zavatra fa ketraka, rera-po: Kivy ny miaramila nahare ilay vaovao nentinao [1.1] |
Explications en anglais |
4 discouraged, dismayed [1.7] |
Explications en français |
5 découragé, déconcerté [1.3, 1.8] 6 dégoûté [1.3] |
Exemples |
7 Misy sasany kivy nony ela ka lasa mandositra. [2.472] 8 kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany. [2.324] |
Vocabulaire |
9 Emotions |
Dérivés |
|
Analogues | 15 1.1=ketraka=reraka=maimolotra=resy=rera-po=reratsaina=soretra=soredretra=mikely soroka=migarera=mivareraka=mibareraka elatra=tapaka elatra=mirefarefa lamba=mitakemotra=miverina ilalana=mikororosy fahana=mivalaketraka=miraviravy tanana=mandevin-tsotrobe=mivarilavo=mamoy fo=manary toky |
Mots composés |
|
Anagrammes | 18 kivy, viky |
Mis à jour le 2023/10/29 |