|
|
|
|

Entrée1  manakivy
Radical  2 kivy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Manao izay hahakivy, mahatonga ho kivy, ketraka, rera-po: Tsy nisy nanakivy azy velively fa izy no efa tsy tia io osa io ka nametra-pialana. [1.1]
Explications en anglais  5 to discourage. [1.7]
Explications en français  6 décourager. [1.3, 1.8]
7 déconcerter, dégoûter. [1.3]
Exemples  8  Tsotra fotsiny, mino aho fa tsy zontsika ny manakivy ny olona. [1.369#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Anagrammes  13 manakivy, 14 mikavina, 15 mivanikà, mivanìka

Mis à jour le 2025/11/09