|
|
|
|

Entrée1  kivy
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Tsy manana herimpo na herin-tsaina hanao zavatra fa ketraka, rera-po: Kivy ny miaramila nahare ilay vaovao nentinao [1.1]
Explications en anglais  4  discouraged, dismayed [1.7]
Explications en français  5  découragé, déconcerté [1.3, 1.8]
6  dégoûté [1.3]
Exemples  7  Misy sasany kivy nony ela ka lasa mandositra. [2.472]
8  kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany. [2.324]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Vocabulaire  25  Emotions
Analogues  26  ketraka, reraka, maimolotra, resy, rera-po, reratsaina, soretra, soredretra, mikely soroka, migarera, mivareraka, mibareraka elatra, tapaka elatra, mirefarefa lamba, mitakemotra, miverina ilalana, mikororosy fahana, mivalaketraka, miraviravy tanana, mandevin-tsotrobe, mivarilavo, mamoy fo, manary toky
Proverbes  27  Proverbes contenant le mot kivy

Anagrammes  28 kivy, 29 viky

Mis à jour le 2025/09/19