|
|
|
|

Entrée1 kivikivy
Radical  2kivy
Partie du discours  3 adjectif
Explications en malgache  4 [1.1]
Explications en français  5 [duplicatif diminutif] [1.3]
Exemples  6 kivikivy ny mpivory. [2.270]
7 Tsy ela anefa i Tovo dia indro tamy nanatona azy mivady, kivikivy. [2.895]
8 Ny omaly tsy miova, rahavana, hoy Rahona kivikivy, fa izao entin-dry Rivotra mivezivezy toy ny firaka hatakalo izao. [2.5]
Dérivés 
Adjectifs :

Anagrammes  10 kivikivy, 11 vikiviky

Mis à jour le 2025/09/19