Entrée (1/5) | 1 kiry |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Filofosana: Raha tsy misy kiry tsy vita ny zavadehibe toy itony 4 Ditra, fitazonana madity ny hevitry ny tena: Be kiry koa Ravehivavy itỳ: efa lazaina fa tsy izany no izy ka mbola mibohika ihany [1.1] |
Explications en anglais |
5 obstinacy [1.7] |
Explications en français |
6 entêtement [1.8] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/5) | 13 kiry |
Partie du discours | 14 nom |
Explications en malgache |
15 Volo fotsy iray na vitsy maningana eo afovoan' ny hafa rehetra mainty 16 Zavatra na olona na biby vokatry ny fikambanan' ny karazana samihafa; safitra 17 Volo eo anilan' ny sofina [1.1] |
Entrée (3/5) | 18 kiry |
Partie du discours | 19 nom |
Explications en malgache |
20 fiovana [Taisaka]
[1.78] |
Entrée (4/5) | 21 kiry |
Partie du discours | 22 nom |
Explications en malgache |
23 nendra [Taisaka, Bara]
[1.78] 24 hatina [Tanosy] [1.78] |
Vocabulaire |
25 Santé |
Entrée (5/5) | 26 kiry |
Partie du discours | 27 nom |
Explications en français |
28 croix grecque. [Tankarana]
[1.19] |
Synonymes | 29 kily |
Anagrammes | 30 kiry, riky |
Mis à jour le 2023/10/24 |