| Entrée | 1 fiovana |
| Radical | 2 ova |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanjariana ho hafa, fiofoana: Ny fiovan' ny gamoina ho lolo.
5 Fihatsarana na fiharatsiana: Tsy misy fiovana ny aretin-drainao. 6 Fivadihana: Ny fiovan' ny andro teo izay no nahabe aretina. [1.1] |
| Explications en français |
7 l'action de changer.
[1.3#473] 8 modification, changement, mutation. [1.13] |
| Exemples |
9 Tsy misy fiovana ny soratr'aretina na dia narahina an-tsakany sy an-davany aza ny tenin'ny dokotera sy ny fanafody nomeny
[2.470]
10 Misy fiovana ny sain'olombelona [2.471] 11 Ny fiovana nisy dia momba anay mianakavy [2.472] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 14 15 combinaisons de ce mot |
| Anagrammes | 15 fiavona, 16 fiovana, 17 fivaona, 18 vainafo, 19 voafina |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|