| Entrée (1/2) | 1 piova | 
| Radical | 2 ova | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en français | 4   Ce qui change [Vezo]
 [1.68] | 
| Entrée (2/2) | 5 -piova | 
| Radical | 6 ova | 
| Partie du discours | 7 forme morphologique de fiova | 
| Exemples | 8   Ahariharin'ity fandinihana ny beko ity ny herin'ny riba baikoin'ny haitao efa lasa aloha ao anatin'ny toekarena matanjaka sady haingam-pandroso niainga tao amin'ny finoana kristiana, sy ny fanindriany ny riba velomin'ny toekarena sy haitao mbola marefo, miadam-piova ary tsy kristiana.
[2.606] | 
| Anagrammes | 9 piavo, 10 piova, 11 voapy | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |