Entrée hatina
Partie du discours nom
Définition malgache Aretin-koditra mora mifindra miteraka ferifery, avy amin' ny bibikely (renihatina) tsy hita afa-tsy amin' ny mikraosikaopy, mahatonga hidihidy lozantany, ary amin' ny elakelaky ny rantsantanana sy tongotra no iandohany, dia manerana ny tena manontolo, raha tsy voatsabo. (Ny hatina dia fantatra amin' ny faritany samihafa amin' ny anarana maro toy ny hoe: keligadra, kia, lavahaotra) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise scabies [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 the itch [Richardson 1885]
Définition française gale [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Citations 

2016/03/06