| Entrée (1/5) | 1 kiry |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Filofosana: Raha tsy misy kiry tsy vita ny zavadehibe toy itony.
4 Ditra, fitazonana madity ny hevitry ny tena: Be kiry koa Ravehivavy itỳ: efa lazaina fa tsy izany no izy ka mbola mibohika ihany. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 obstinacy.
[1.7] |
| Explications en français |
6 entêtement.
[1.8] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 15 3 combinaisons de ce mot |
| Entrée (2/5) | 16 kiry |
| Partie du discours | 17 nom |
| Explications en malgache |
18 Volo fotsy iray na vitsy maningana eo afovoan' ny hafa rehetra mainty.
19 Zavatra na olona na biby vokatry ny fikambanan' ny karazana samihafa; safitra. 20 Volo eo anilan' ny sofina. [1.1] |
| Entrée (3/5) | 21 kiry |
| Partie du discours | 22 nom |
| Explications en malgache |
23 fiovana.
[Taisaka]
[1.78] |
| Entrée (4/5) | 24 kiry |
| Partie du discours | 25 nom |
| Explications en malgache |
26 nendra.
[Taisaka, Bara]
[1.78] 27 hatina. [Tanosy] [1.78] |
| Vocabulaire | 28 Santé |
| Entrée (5/5) | 29 kiry |
| Partie du discours | 30 nom |
| Explications en français |
31 croix grecque..
[Tankarana]
[1.19] |
| Synonymes | 32 kily |
| Anagrammes | 33 kiry, 34 riky |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|