|
|
|
|

Entrée1  kararavina
Radical  2  ravina
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  manify dia manify sady maivana: Misy kararavina tokoa ny lamba nylon ankehitriny [1.10#K.98]
5  Manify dia manify [1.1]
Explications en français  6  très mince comme une toile d'araignée [1.3#313]
Exemples  7  Izy no mamelatra ny lanitra tahaka ny lamba manify kararavina ary manenjana azy tahaka ny lay hitoerana; [2.996]
Analogues  8  1.1=Elatr' angidina

Mis à jour le 2023/02/03