Entrée elatr > elatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Solon-tsandry ahafahan' ny vorona manidina rehefa akopakopany ka mikapoka ny rivotra: Vorona fohy elatra ny akoho [1.1]
Explications en anglais A wing [1.7]
Explications en français Aile [1.3, 1.8]
Exemples 
1Voromahery efa lava elatra no tao. [2.298]
2Raha mba izaho mantsy no nanana elatra! [2.324]
3ka nony tsy nahazo izay niriny dia nikopaka elatra. [2.643]
4Tsimbotry no anaran' ny adrisa mbola kely tsy manana elatra. [2.332]
Vocabulaire 
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Proverbes 

Entrée elatr > elatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Enti-milaza ny fisokatry ny lamba sy ny fikombony indray [1.1]
Explications en français Action de s’entr'ouvrir comme le lamba, les rideaux [1.3]
Dérivés 

Entrée elatr > elatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana omena ny karazan-karatra lalitra, na matetika koa karazan-karatra tsy nananana raha milalao karatra [1.1]
Explications en français Le trèfle au jeu de cartes [1.3]
Vocabulaire 
Synonymes lalitra
Illustrations 

Anagrammes