Entrée karangana
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-bato mafy nefa malia ary marirandrirana ny zorony: Vato karanana [1.1]
Exemples Tsaroany tsara ilay renibeny hany sisa nitaiza azy ka mpampilalao azy vato karangana sy valala ambolo eny antokotany. [2.470]
Synonymes karanana
Hypéronyme vato
Co-hyponymes albasitra, diamondra, falia, jabilao, karanana, marbra, sokay, solaitra

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/04/24