|
|
|
|

Entrée (1/2)1  kady
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo
4  aro: Ianao no kiadinay eto antanàna. [1.1]
Explications en français  5  Poteau, perche, monceau de pierres ou de mottes surmontées d’une poignée de paille servant à marquer une prise depossession, mi interdit ou une défense ; fig. protecteur, défenseur, bouclier, sauvegarde [1.3]
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes passifs :
8  Verbes relatifs :
9  Noms :
10  Adjectifs :
Autres orthographes  11  kiady
Analogues  12  1.1=Voninahitra=tabiha=rehareha=sanga=endrika=olomanga=avara-pianarana=kintana telonohorefy=vato nasondrotry ny tany=trafo nasondrotry ny nofo=tolà-miadidy=varavara-miandraikitra=voara endriky ny saha=tatamo ravaky ny farihy=kitro ifaharana=vovonana iadian' ny lohany=varivary andrian' ny tafo=felatana-mangaika ny rantsana=trafo lelafin-ko mandina

Entrée (2/2)13  kady
Partie du discours  14  nom
Explications en français  15  bruit de l'eau dans une barrique. [Tankarana] [1.19]
Vocabulaire  16  Son

Mis à jour le 2020/07/31