|
|
|
|

Entrée1  olo-manga
Mots élémentaires  2 olona, 3 manga
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 olona mendrika amin' ny hatsaran-toetra sy fahaizana ireharehan' ny firenena; olona mendrika manan-tombo amin' ny fahaizana, hatsaran-toetra, fikarohana ny hahasoa ny vahoaka [1.1]
Explications en anglais  6 a famous or notable person [1.7]
Explications en français  7 un chéri, un favori
8 réfractaire à la vérole, à la vaccine, qui n'est pas malade quand tout le monde l'est [1.3]
9 personnage marquant, renommé [1.8]
Exemples  10  Na dia efa notsofin' Ikaky rano aza ny hivadiantsika, tsy lany olomanga tsy akory i Menabe! [2.528#]
11  Fotoana fohy taorian' ny nandraisany ny asa dia lasa tale jeneralin' ny Minisitry ny Vola Paul Longuet Rajaobelina Prosper fa nilana olomanga ny firenena. [2.356#]
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02