Entrée | 1 jemby |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza olona izay tsy mahita tsara ny masony fa safotry ny vovoka na ny setroka na ny hatezerana, vizana ny maso ka tsy mahita tsara, badenina, manjambena |
Analogues | 5 jambena, jenjina, badenina, farina, safotra, tsy mahita izay ambonin' ny tany, tsy mahita ny atsimo sy avaratra, voan' ny tamberintany, mantsafofoka |
Proverbes | 6 Proverbes contenant le mot jemby |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |