Entrée jenjina
Partie du discours adjectif
Définition malgache Ohatra ny voakapoka mafy ka fanina, mila ho safotra, tsy mahita izay ambonin' ny tany: Nianjeran' ny taila ny lohany ka jenjina izy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise taken aback, unsure of oneself [Hallanger 1973]
Définition française ébahi, hébété [Hallanger 1974]
Exemples 
1Jenjina izy, saikatra, menatra, natahotra aza! [Rajaonarivelo: Bina, page 91]
2Ranomaso no mandriaka, sady jenjina ny loha, fa ny ali-mangatsiaka ali-mampamohafoha! [Rabearivelo: Fangorakorahana]
3Narenina ny sofoko, jenjina aho, avy eo niankapokapoka tamin' ny tany sy ny dabilio latabatra teo akaiky. [Andraina: Mitaraina, page 58]
Dérivations 

2017/08/03