|
|
|
|

Entrée (1/3)1  jaka
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Noms :
5  Adjectifs :

Entrée (2/3)6  jaka
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  Anarana niantsoana ny omby taloha [1.1]
Explications en français  9  ancien nom des boeufs [1.3]
10  zébu [1.54]
Exemples  11  Ny teny hoe jamoka dia avy tamin'ny teny arabo persiana hoe "jamous" ary ny anarana hoe "omby" izay voalaza fa naaolon-dRalambo ny "jamoka" dia mety ho avy tamin'ny teny soahilia hoe"ngombe. [2.508#]
12  Isa ny hisatra, Roa ny voaroy, Telo ny telorirana, Efatra ny efakefany, Dimy ny jamoka, Enina ny tenona, Fito ny fitatra, Valo ny vano, Sivy ny siny, Folo ny fony (5) Isa telo, Tsindrian-telo, Telo manindry, Toka-mahafoio. [2.69#]
Vocabulaire  13  Zoologie: mammifères
Illustrations 
14 

Entrée (3/3)15  jamoka
Partie du discours  16  nom
Explications en français  17  corbeilles rangées sur les étagères des maisons comme ornement [1.3]
18  corbeille ?. [Tankarana] [1.19]

Anagrammes  19  jamoka, jamòka, jomaka, jamoka, jamòka, jomaka

Mis à jour le 2021/06/24