|
|
|
|

Entrée1  jamba
Partie du discours  2  adjectif
Vocabulaire  3  Santé
Explications en malgache  4  Tsy mahita ny maso: Jamba hatrany an-kibon-dreniny io olona io [1.1]
Explications en anglais  5  blind [1.7]
Explications en français  6  aveugle [1.8]
Exemples  7  Izay manota fady azy, hono, dia tonga jamba. [2.69]
8  Fohy maso izy ary jamba mihitsy tatý aoriana. [2.356]
9  Tsy jamba intsony izy, ary tsy mangovitra intsony ny feony. [2.4]
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot jamba
Article  17  Randzavola: jamba ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2023/08/11