Entrée fahajambana (jamba)
Partie du discours nom
Définition malgache Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny lombelona ny fahajambana [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Synonymes hajamba ~ hajambana

2009/02/23