|
|
|
|

Entrée (1/3)1  jaka
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Noms :
5  Adjectifs :
Synonymes  6  jomoka

Entrée (2/3)7  jaka
Partie du discours  8  nom
Vocabulaire  9  Zoologie: mammifères
Explications en malgache  10  Anarana niantsoana ny omby taloha [1.1]
Explications en français  11  ancien nom des boeufs [1.3]
12  zébu [1.54]
Exemples  13  Ny teny hoe jamoka dia avy tamin'ny teny arabo persiana hoe "jamous" ary ny anarana hoe "omby" izay voalaza fa naaolon-dRalambo ny "jamoka" dia mety ho avy tamin'ny teny soahilia hoe"ngombe. [2.508#]
14  Isa ny hisatra, Roa ny voaroy, Telo ny telorirana, Efatra ny efakefany, Dimy ny jamoka, Enina ny tenona, Fito ny fitatra, Valo ny vano, Sivy ny siny, Folo ny fony (5) Isa telo, Tsindrian-telo, Telo manindry, Toka-mahafoio. [2.69#]
Synonymes  15  omby
Illustrations 
16 

Entrée (3/3)17  jamoka
Partie du discours  18  nom
Explications en français  19  corbeilles rangées sur les étagères des maisons comme ornement [1.3]
20  corbeille ?. [Tankarana] [1.19]

Anagrammes  21  jamoka, jamòka, jomaka, jamoka, jamòka, jomaka

Mis à jour le 2021/06/24