| Entrée | 1 izay marary andriana | 
| Mots élémentaires | 2 izay, 3 marary, 4 andriana | 
| Partie du discours | 5 locution | 
| Explications en malgache | 6   enti-milaza fa tokony hokarakaraina mihoatra ny olona rehetra ny marary fa ananana adidy izy raha tsy voatsabo [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |