Entrée izany raha tsy ...
Mots élémentaires izany ; raha ; tsy
Partie du discours locution
Explications en malgache Entina hilazana toe-javatra tafahoatra nony ..: Izany raha tsy loza ny alahelony anao (tsy hita velively ny alahelony nony tsy nahita anao izy) [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/16