|
|
|
|

Entrée1  ivarotana
Radical  2  varotra
Partie du discours  3  verbe relatif
Exemples  4  Ariary telo no nivarotako ny omby mifahiko (Jai vendu trente piastres le boeuf que j'avais engraissé) [1.3]
5  Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka. [2.470]
6  Sotro no nivarotana ny sira sy siramamy tamin' izany. [2.472]
7  Ary ankehitriny, aza malahelo na tezitra amin'ny tenanareo noho ny nivarotanareo ahy ho atỳ; [2.996]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot ivarotana
Illustrations 
13 

Anagrammes  14  Anatirova, anaty rova, avitranao, ivarotana, naavotray

Mis à jour le 2023/01/20