Entrée (1/2) | 1 itsy |
Partie du discours | 2 pronom |
Explications en malgache |
3 Enti-manondro zavatra na toerana akaiky somary an-tsisintsisiny: Ovay toerana itsy sary itsy / Omeo ahy itsy, ry Ikoto [1.1] |
Explications en anglais |
4 that, not very close (in sight) [1.7] |
Explications en français |
5 celui-là, pas bien loin (visible) [1.8] |
Exemples |
6 aiza kely hoe itsy atiny itsy hataoko vonjy fo! [2.69#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
12 Tous les pronoms 13 Tous les pronoms |
Entrée (2/2) | 14 itsy |
Partie du discours | 15 adjectif |
Explications en malgache |
16 (ialohan' ny "aoka" mandrakariva) entina mandrara tsy hanao zavatra, omban' ny sisi-kevitra manao hoe "raha manao dia mahita faisane": Aoka itsỳ fa sao mahita angano eo ianao [1.1] |
Exemples |
17 Ka aok'itsy, anaka. [2.588#] 18 aoka itsy, aoka itsy. [2.285#] |
Mis à jour le 2022/05/02 |