| Entrée | 1 iretsy | 
| Radical | 2 itsy | 
| Partie du discours | 3 pronom [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 4   Enti-manondro zavatra na olona maro, avy amin' ny "itsy" ka mitovy ny halaviran-toerana lazainy sy lazain' ny "itsy": Mahafinaritra iretsy sary iretsy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   those (in sight), plur. of itsy [1.7] | 
| Explications en français | 6   ceux-là (visibles), plur. de itsy [1.8] | 
| Exemples | 7   Azonay an-tsaina fa vahiny iretsy hafa.
[2.472] 8 Tohin'izany koa, ilay iretsy: tandremo ny ainy. [2.298] 9 Izany no mba fialeman' iretsy tantsaha lanaky ny asa. [1.281] | 
| Tableaux et planches | 10   Tous les pronoms | 
| Anagrammes | 11 eritsy, 12 iretsy | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |