|
|
|
|

Entrée1 izatsy
Radical  2itsy
Partie du discours  3 pronom [Liste complète]
Explications en malgache  4 Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny "itsy" fototeny niaviany ihany: Tsy hitanao angaha izatsy trano voalokaloky ny amontana izatsy? [1.1]
Explications en français  5 celui ou celle qui est là, ce qui est là [1.5]
Exemples  6 Koa tsy hanao zavatra vaovao tsinona, koa dia naniraka izatsy be loatra izatsy. [2.366]
7 avy ery ambony izatsy no fasan-drazanay, ary ao no milevina ireo nahitako masoandro. [2.529]
Tableaux et planches  8 Tous les pronoms

Mis à jour le 2025/09/12