|
|
|
|

Entrée (1/3)1  isy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Ny fisiana (fampiasa taloha amin' ny fehezanteny toy ny hoe: Tsy isy rano ao an-tsinibe; tsy isy hijanona; izay novana taty aoriana ka natao hoe tsy misy: Tsy misy rano ao an-tsinibe, tsy misy mijanona). [1.1]
Dérivés 
4  Verbes actifs :
5  Verbes passifs :
6  Verbes relatifs :
7  Noms :
Analogues  8  Tsy misy ivoasana, kapoka iray, katroka iray, lasitra iray, tsy misy fankaiza, navela tao

Entrée (2/3)9  isy
Partie du discours  10  interjection
Explications en malgache  11  Tsia, tsy... velively (teny atao noho ny fahasosorana ary matetika no miaraka amin' ny fikifihana sy fandavana): Isy! ahoana no hampidirako an' iny olona tsy valahara iny an-trano [1.1]
Explications en anglais  12  alas! no! [1.7]
Explications en français  13  hélas! non! [1.8]
Tableaux et planches  14  Toutes les interjections

Entrée (3/3)15  isy
Partie du discours  16  nom
Explications en malgache  17  nofo (hena, voankazo): Ny ampalibe laha be isy ijay (mamy ny ampaly raha izy be voany izay) [Tanala] [1.78]
18  nofo [Sihanaka] [1.78]

Mis à jour le 2020/07/31