|
|
|
|

Entrée1  indreo
Radical  2  ireo
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4  Enti-manondro olona na zavatra maro izay toy ny atolotra na aseho: Indreo ny mpianatrao, hoy ny lehiben' ny sekoly tamin' ilay mpampianatra, dia lasa izy [1.1]
Explications en anglais  5  behold! A plural form of indro. [1.2]
6  there they are! plural ofindro [1.7]
Explications en français  7  pluriel de indro : les voilà! [1.3#280]
8  les voilà! pluriel of indro [1.8]
Exemples  9  Ary indreo koa ianareo mpanan-karena. [2.298#113]
10  indreo izy dimy lahy variana niresaka eo. [2.357#31]
11  indreo koa atsy, ny zandry mahaleo mahala-sana. [2.245#52]

Anagrammes  12  deroni, endroy, indreo, redoni, redony

Mis à jour le 2023/10/20