|
|
|
|

Entrée1 ireo
Radical  2io
Partie du discours  3 pronom [Liste complète]
Explications en malgache  4Enti-manondro olona na zavatra maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "io": Ampangino ireo zaza mitomany ireo fa mankarenin-tsofina. [1.1]
Tous les mots composés  53 combinaisons de ce mot
Tableaux et planches  6 Tous les pronoms

Anagrammes  7 eroy, 8 ireo

Mis à jour le 2025/10/08