|
|
|
|

Entrée1  indreo
Radical  2 ireo
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4 Enti-manondro olona na zavatra maro izay toy ny atolotra na aseho: Indreo ny mpianatrao, hoy ny lehiben' ny sekoly tamin' ilay mpampianatra, dia lasa izy. [1.1]
Explications en anglais  5 behold! A plural form of indro.. [1.2]
6 there they are! plural ofindro. [1.7]
Explications en français  7 pluriel de indro : les voilà!. [1.3#280]
8 les voilà! pluriel of indro. [1.8]
Exemples  9  Ary indreo koa ianareo mpanan-karena. [2.298#113]
10  indreo izy dimy lahy variana niresaka eo. [2.357#31]
11  indreo koa atsy, ny zandry mahaleo mahala-sana. [2.245#52]

Anagrammes  12 endroy, 13 indreo, 14 redony

Mis à jour le 2025/09/12