|
|
|
|

Entrée (1/2)1  indray mitoraka
Mots élémentaires  2  indray, mitoraka
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] indraika tsy misy fanampiny, ilazana fanaovan-javatra tokana tsy misy famerenana
Explications en anglais  5  [1.2] once; lit. one throw.
Exemples  6  Tapa-kevitra ny hanakifika azy tokoa izy indray mitoraka ity ka tamin' io fara-teniny io no hanehoany izany.Nisalasala sy nangataka andro ihany izy hatramin' izay, tamin' ny fangataham-panambadiana nasehon-dRavokatra azy. [2.470]
7  Indraindray izahay maharitra tapa-bolana ao Toamasina ihany, fa tamin' ity indray mitoraka ity, nisy entana maika tsy maintsy nantinay ho any Mananara [2.471]

Entrée (2/2)8  indray mitoraka
Mots élémentaires  9  indray, mitoraka
Partie du discours  10  locution
Explications en malgache  11  [1.1] halaviran-tany mety ho tra-toraka (eo amin' ny dimampolo metatra eo)
Vocabulaire  12  Espace

Mis à jour le 2023/04/16