|
|
|
|

Entrée1  indray mitoraka
Mots élémentaires  2 indray, 3 mitoraka
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 indraika tsy misy fanampiny, ilazana fanaovan-javatra tokana tsy misy famerenana.
6 halaviran-tany mety ho tra-toraka (eo amin' ny dimampolo metatra eo). [1.1]
Explications en anglais  7 once; lit. one throw.. [1.2]
Explications en français  8 à la portée d' une pierre: à une cinquantaine de mètres au moins.. [2.415#6646]
Exemples  9  Tapa-kevitra ny hanakifika azy tokoa izy indray mitoraka ity ka tamin' io fara-teniny io no hanehoany izany.Nisalasala sy nangataka andro ihany izy hatramin' izay, tamin' ny fangataham-panambadiana nasehon-dRavokatra azy. [2.470]
10  Indraindray izahay maharitra tapa-bolana ao Toamasina ihany, fa tamin' ity indray mitoraka ity, nisy entana maika tsy maintsy nantinay ho any Mananara [2.471]
Vocabulaire  11  Temps 12  Espace

Mis à jour le 2025/09/12