Entrée | 1 indraindray |
Radical | 2 indray |
Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
4 Mahalankalana, tsy matetika: Tonga mitsidika anay indraindray i Dadatoa Rajao [1.1] |
Explications en anglais |
5 sometimes [1.2, 1.7] 6 seldom, infrequent. Reduplication of indray [1.2] 7 off and on [1.7] |
Explications en français |
8 parfois [1.3, 1.8, 1.5] 9 de temps en temps [1.3, 1.8, 1.5] |
Exemples |
10 Tonga any amiko izy indraindray. [2.4] 11 indraindray foana izahay vao mba nihinan-kena. [2.472] |
Autres orthographes | 12 kindraindray, tsindraindray |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/08/11 |