Entrée | 1 tsindraindray |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Mahalana fa tsy misesy: Mba tonga mamangy anao aty ihany ve ny zanak' anabavinao? -- Tonga tsindraindray izy [1.1] |
Exemples |
4 Mitopy tsindraindray amin' I Terezy kely mikodingidingy ny masony ary tsaroany ny mampakatra ny feony mba hampazava tsara ny teniny.
[2.470]
5 mino aho fa ho faty mandrakizay ao am-pony ilay avelo nanelingelina tsindraindray ny fahasambarany. [2.471] |
Tous les mots composés |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |