Entrée Ilafy (i, lafy)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Toponymie lafy

Entrée Ilafy (i-, lafy)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Définition malgache havoana misy tanàna mifono ala tompontany azay 10 km avaratr' Antananarivo, amin-ny arabe mankany Ambohimanga saingy mihataka kely ary ambony atsinanana. Ny renirano Mamba no mandalo ery ambany avarany. Eo amin-ny 1400 m ny haavony. Ny aviavy sy amontana hazon-Andriana dia midoroboka be mahafinaritra. Misy toerana maromaro fitazantazanana manala sorisory eo, indrindra fa ilay ahatsinjovana an- Antananarivo, Ambohidrabiby, Ambohimanga, Ambohidratrimo, ets. Isan-ny Tendrombohitra masina Roambinifolo izy... [Ravelojaona 1937]
Définition française Village sis sur une colline boisée à 8 km. au nord de Tananarive, chef-lieu d'un canton de 7.440 habitants (arrondissement de Sabotsy-Namehana, sous-préfecture de Tananarive-banlieue), et où se trouve un trano manara (ancien palais). Au pied de cette colline fut enseveli, dans la nuit du 11 mai 1863, après le régicide, le corps du roi Radama II: le cortège funèbre nocturne était composé de quatre officiers et de vingt soldats sous la conduite du 15-honneurs Rainitotozy. [Rajemisa 1966]
Vocabulaire 
Analogues  Les douze collines sacrées
Exemples 
1Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao Ilafy; [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 356]
2Nampiantsoiny hifanatrika aminy, hokabarina teny Ilafy. [Rahajarizafy: Kabary, page 24]
Citations 
Toponymie lafy
Illustrations 

2016/11/15