Entrée Ambohidrabiby (vohitra, ra-, biby)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste]
Définition malgache tanàna an-tampon-tendrombohitra, mifanitsy amin' Ambohimanga, eny andafy atsinanany; 20 km avaratr' Antananarivo. Ankotrokotroka, hono, no anarany tany amin' ny fahagola, ary ny Manendy no tompon' ny tanàna teo, fony izy tsy mbola nankeo Anosivola avaratr' i Mahitsy... [Ravelojaona: Firaketana]
Vocabulaire 
Analogie  Les douze collines sacrées
Toponymie vohitra, biby
Illustrations 

2013/03/28