|
|
|
|

Entrée1  idiran-doza
Mots élémentaires  2 idirana, 3 loza
Partie du discours  4  adjectif
Explications en malgache  5 [idiran-doza] tratra, voan' ny loza; voan' ny fahasahiranana lehibe, tojo zava-tsarotra izaitsizy, idiran' angano
6 fiteny mirary ratsy ho an' olona, fanompana [1.1#666]
7 [dirandoza] Tenim-piontanana mivoaka ny vava raha mahare fa nisy voina lehibe nitranga tamindRanona tatsy na tamindRanona taroa: May, hono, ny tranon-dRazafy arỳ Ankorahotra. Dirandoza marina! [1.1#172]
Autres orthographes  8 dirandoza, idirondoza
Synonymes  9 idiranangano, idiranizayloza
Antonymes  10 ieren-doza

Mis à jour le 2026/02/16