Entrée | dirandoza (iditra, loza) | |
Partie du discours | interjection | |
Explications en malgache | Tenim-piontanana mivoaka ny vava raha mahare fa nisy voina lehibe nitranga tamindRanona tatsy na tamindRanona taroa: May, hono, ny tranon-dRazafy arỳ Ankorahotra. Dirandoza marina! [1.1] | |
Autres orthographes | idiran-doza ~ idiron-doza ~ dirondoza | |
Mis à jour le 2020/07/31 |