| Entrée | 1 henjana |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Miridiridy mafy tsy milefitra: Henjana ny hatoko.
4 Mafy, sarotra tanterahina: Henjana izany teny izany. 5 Mahavizana: Henjana ity lalana ity. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 stiff; stretched tight; strict.
[1.7] |
| Explications en français |
7 raide.
[1.3, 1.8, 1.13] 8 tendu. [1.3, 1.8] 9 fort, robuste, vigoureux: Henjana izy (Il est vigoureux). 10 fatigant: Henjana iny làlana iny (Ce chemin est fatigant). [1.3] 11 rigoureux. [1.8] 12 rigide. [1.13] |
| Exemples |
13 henjana ny tady (La corde est raide)
[1.3]
14 Toa sady mamanala izy izany no henjana be. [2.117] 15 Nasiana lalàna henjana mifehy ny miaramila. [2.508] 16 fa tsy mba henjana tahaky ny any ny ampondra. [2.48] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 40 7 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 41 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/11 |
|