| Entrée | 1 voahenjana | 
| Radical | 2henjana | 
| Partie du discours | 3 participe passé | 
| Explications en français | 
4 Raidi, tendu [1.3] | 
| Exemples | 
5 Satria raha marina fa eken' ny sainy ny tsi-firaharahana izay kilema madinika azo hodiana tsy fantatia, dia laviny marimarina kosa ny hanandratra ny fandeferana, izay tsy inona fa zana-tsipika voahenjana ka miandry ny fotoana hiketrahany.
[2.5] 
 | 
| Morphologie | 
  | 
| Mis à jour le 2025/09/12 | 
 |