|
|
|
|

Entrée1  henamaso
Mots élémentaires  2 henatra, 3 maso
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Fahatahorana izay holazain' ny olona momba ny tena: Tokony tsy ho resin-kenamaso fa izay efa voalanjalanjan' ny tena ka hita fa tsara no hatao
6 Haja, fanajana: Ny henamasoko andrainao no tsy nivoahako ny trano teo no ho eo. [1.1]
Explications en anglais  [hena-maso] 7 respect of persons, awe, respect. [1.2]
[hena-maso] 8 respect of persons; eye-service, the doing of something because one is being watched; fearful of what others will think or say [1.7]
Explications en français  9 crainte des autres; honte; craindre ce que penseront ou diront les gens [1.8]
Exemples  10  Na noana aza ny tena, noho ny henamaso, natao tsy hitan' olona ny fakana izany. [2.472#]
Vocabulaire  11  Emotions
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  henamaso, 13 manoseha

Mis à jour le 2025/12/08