Entrée | 1 hazovato |
Mots élémentaires | 2 hazo, vato |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Karazam-bato sokay nova ara-toetra simika sy fizika, tsy dia mafy loatra fa misy tsoriany mahafinaritra ny tavany rehefa voalambolambo tsara, anaovana solon-taila amin' ny ngorodona na ny rindrina; marbra |
Explications en français |
5 [1.13] bois silicifié |
Vocabulaire |
6 Géologie |
Synonymes | 7 vatoharana, vatohazo |
Analogues | 8 hazombato |
Anagrammes | 9 hazovato, vatohazo |
Mis à jour le 2024/12/31 |