Entrée | 1 hazo boboka |
Mots élémentaires | 2 hazo, boboka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en anglais |
4 touchwood, so called, perhaps, because it is prepared by soaking in the rain [1.2#94] |
Exemples |
5 Hazo boboka hianjera [2.1022#] 6 Miantehitra amin' ny hazo boboka? [4.27#] 7 Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy, tany mihanjaka ny ao anatiny, ary ny varavarana, hazo boboka, raha donina mafimafy dia mihintsana. [2.472] |
Mis à jour le 2023/01/18 |