|
|
|
|

Entrée1  haza
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Izay azo amin' ny fanenjehana na fisamborana biby dia na amin' ny fanjonoana: Inona avy ny haza nentinareo
4  Izay azon' ny biby dia eny am-pirembena hataony sakafo: Ny amboadia mitondra ny hazany any anaty zohy. [1.1]
Explications en anglais  5  a chase, a hunt, game; spoil taken in hunting, as different from what is entrapped, ensnared, or shot [1.2]
6  something gotten by hunting or fishing, game [1.7]
Explications en français  7  pêche au filet ; chasse. [Tankarana] [1.19]
8  butin de la chasse, produit de la pêche [1.8]
Exemples  9  Raha misy mahazo haza toy ny akanga, foza ets. [1.436#]
10  nahazo haza indray izy roa lahy, ka nasain'ny liona nozarain' ny ampondra. [2.293#]
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes passifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :
15  Adjectifs :
Analogues  16  remby, toha
Mots composés 
unkLabel:Xzoonyms: 
Article  19  Randzavola: haza ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  20  haza, zaha

Mis à jour le 2022/07/30